plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/26.txt

1 line
256 B
Plaintext

\v 26 No zany de niondrika le mpiasa ary niankohoka takeo anolôny, ary nitare hoe: 'Tompo, magnàna faharetana amiko, de haloako aminao ny ra daôly'.\v 27 No zany ny tompon'zany mpiasa zany, de nalahelo, ka nanafaka anazy ary nambela ny trosa taminazy.