plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/23.txt

1 line
436 B
Plaintext

\v 23 No zany ny fanjakan'ny lagnitra de sala amin'ny mpanjaka raika ze te hifandamigna ara-bola miaraka am'reo mpiasany. \v 24 Ra vô nanomboka ny fandamignana izy, de nisy mpiasa raika nentina takeo aminazy ze nanagnany talenta ray alina. \v 25 Nefa satre tsy nagnan fomba handoavana an'zany izy , de nandidy ny hamarotana azy ny tompony, miaraka amin'ny vadiny sy reo zagnany ary ze hanagnany rehetra, ka ho vita ny fandoavan-trôsa.