plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/21.txt

1 line
245 B
Plaintext

\v 21 Avakeo nagnatona Petera ary nitare taimin'i Jesôsy hoe: "Tompo, impiry hanota amina ny ralaiko ka hamela anazy za? Hatramin'ny im-pito va?\v 22 Jesôsy nitare anazy hoe: "Tsy miteny aminao Za hoe im-pito, fa hatramin'ny fitopolo im-pito.