plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/26.txt

1 line
370 B
Plaintext

Rafa niteny Petera hoe: "Avy amin'reo vahiny," De hoy Jesosy taminy hoe: "De afaka amin'ny fandoavana zany reo vaoka Fa mba tsy hampanotantsika ny mpamory hetra, de mandihana akeigny amin'ny ranomasina, manipaza fitana akao, ary alaivo ny trondro ze miakatra volony Rafa vosokatra ny vavany, de hahita sekely enao Ndeso zny ary omeo reo mpamory hetra ho Ahy sy ho anao"