plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/14.txt

1 line
332 B
Plaintext

Rafa tonga takeo amin'ny vaoka zareo, de nisy leila raika nagnatona Azy, nandohalika takeo anatreany, ary niteny hoe, "Tompo, magnana famindram-po amin'ny zanako lahy, fa voan'ny androbe izy ary mijaly mafy Fa lavo matetika any agnaty afo na rano izy Nitondra azy takeo amin'reo mpianatrao za, fa tsy afaka nagnasitrana azy zareo"