plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/11.txt

1 line
418 B
Plaintext

Jesosy namaly ary niteny hoe: "Elia de ho avy tokotrany ary hamerina amin'ny laoniny ny ra rehetra Nefa lazaiko aminareo, fa efa tonga Elia, fa zareo tsy nahafantatra azy Mifanohitra amin'zaigny, nagnano ny ra rehetra ze teigny natao taminy zareo Ary toy zaigny iany ko, ny Zanak'Olo iany ko de hijaly akeo an-tanan'jareo Avy akeo de azon'reo mpianatra fa niteny tamin'jareo ny momba an'i Jaona mpagnano Batisa Izy