plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/01.txt

1 line
285 B
Plaintext

Enin'andro tao arigna Jesosy de naka an'i Petera, Jakoba, sy Joana ralany niaraka taminy, ary nidesiny zareo niakatra ny tanety ambogny tamin'ny tegnan'jareo Niova endrika teo anatren'jareo Izy Namiratra otrany masoandro ny tavany, ary reo fitafiany lasa namiratra otrany ny hazavagna