plt-x-sihanaka_mat_text_reg/08/18.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 18 Ary rafa tazan'i Jesôsy reo vaôka nagnodidina Anazy, de nagnome tôromarika mba elana ho akaigny ampitan'ny ranomasina Galilia Izy.\v 19 Avekeo ny mpanora-dalàna raika nagnatona Anazy ary nitare hoe: "Ry mpampiagnatra, hanaraka Anao za na aiza na aiza andehananao."\v 20 Ozy Jesôsy taminazy hoe: "Ny alika dia manan-davaka,ary reo vôron'ny lagnitra magnana akagny,fa ny Zanak'Öla tsy magnana na aiza na aiza ampadreny ny lôany."