plt-x-sihanaka_mat_text_reg/08/08.txt

1 line
585 B
Plaintext

\v 8 Namaly le kapiteny ary nagnano hoe: "Tompo,tsy mendrika ana ny tokony hitsofônao ao ambany tafon-tranoko.\v 9 Fa za iany kô de leila ze napetraka takao ambany fahefana,ary magnana miaramila ze feheziko aho za. Mitare amin'ny anankiray za hoe: 'Mandehana', de mande izy, ary amin'ny hafa raika hoe: 'Avia', de magnatona izy,ary amin'ny mpanompoko hoe: "Atôvy zao, de magnano an'zany izy."\v 10 Rafa regnin'i Jesôsy zany, de gaga Izy ary nitare tamin-jareo ze nagnaraka Anazy hoe: "Volagniko marina aminareo,fa tsy mbôla nahita ôla nanampinôna ôtran'zany Za takeo Israely.