plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/18.txt

1 line
253 B
Plaintext

Ny kakazo tsara de afaka ny hamokatra voa ratsy, na koa ny kakazo ratsy de tsy afaka mamokatra voa tsara Ny kakazo rehetra ze tsy mamokatra voa tsara de kapaigna ary hatsipy akaigny agnaty afo Ka nony zaigny, ho fantatrareo zareo amin'ny alalan'ny voany