plt-x-sihanaka_mat_text_reg/01/24.txt

1 line
212 B
Plaintext

\v 24 Nifô tamin'ny torimasony Josefa ary nagnano arak'ze nandidian'ny anjelin'ny Tompo anazy araka ho vadiny. \v 25 Saingy tsy niray taminazy izy mandra--piterany zazalahy. Ary nantsoiny hoe Jesôsy ny anarany.