plt-x-sihanaka_mat_text_reg/01/22.txt

1 line
261 B
Plaintext

\v 22 Zany retraretra zany de nitranga mba hatateraka ze nambaran'ny Tompo tamin'ny alalan'le mpaminany, magnano hoe: \v 23 "Indro, ny virijiny ho bevoka ka hiteraka zazalahy, ary zareo hikaika ny anarany hoe: OImanoela"_ze midika hoe: "Amitsika Andriamanitra."