plt-x-sihanaka_mat_text_reg/01/20.txt

1 line
429 B
Plaintext

\v 20 Ary ra mbôla izy nisaintsaigna mikasika reo ra reo iny, de niseo taminazy tamin'ny nofy ny anjelin'ny Tompo, magnano hoe: "Josefa, zanaa lain'i Davida, aza matatra ny hanam-bady an'i Maria ho vadinao, satria ilay raika ze notorotoronina akao agnatiny de ny Fanahy Masina no nampitôtra anazy.\v 21 Hiteraka zaza lahy izy, ary enao hiantso ny anarany hoe: Jesôsy,fa IZy no hamonjy ny olony hiala amin'ny fahotan- jareo."