plt-x-sihanaka_mat_text_reg/01/01.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 1 Ny Bokin'i razan'i Jesôsy Kristy zanak'i Davida zanak'i Abrahama.\v 2 Abrahama no rain'i Isaka, ary Isaka no rain'i Jakoba, ary Jakoba no rain'i Joda sy reo ralainy.\v 3 Joda no rain''i Fareza sy Zara avy tamin'i Tamara, Fareza no rain'i Herzona, ary Herzona no rain'i Rama.