plt-x-sihanaka_mat_text_reg/09/10.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 10 Ary raha nipetraka hihinana takao an-drano Jesosy, ndreo ny mpamory hetra sy ôla mpanota betsaka tonga ary niara-nihinana tamin'i Jesosy sy reo mpianany. \v 11 Rafa natazagna an'zany reo fariseo, de nitare tami'reo mpianany zareo hoe: "Nagnino ny mpampianatrareo no miaraka mihinana amin'ny mpamory hetra sy ny ôla mpanota?"