plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/34.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 34 Rafa avy niampita zareo de tonga takeigny an-tanety tao Genesareta. \v 35 Rafa nahay an'i Jesosy reo leila takao amin'zany tôrana zany, de nandefa hafatra taigny amin'ny faritra magnodidina daôly, ary nentin-jareo tamin'azy ze marary daôly. \v 36 Nitalao tamin'Azy ry zareo mba afan-jareo mikasika ny sisin'ankajony fôgna, ary betsaka reo nikasika an'zany ka sitragna.