plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/25.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 25 Tamin'ny fiambesana faefatry ny alina de nagnantona an-jareo Jesosy, nandeha teigny ambony ranomasina. \v 26 Rafa natazagna an'Azy nande teo ambony ranomasina ireo mpianatra, de natatra ka nitaré hoe: "Matotoa io", ary de niaikaika tamin-tatra zareo. \v 27 Fa Jesosy nitaré tamin-jareo avy hatrany hoe: "Mahereza, Za ty! Aza matatra."