plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/19.txt

1 line
473 B
Plaintext

\v 19 Avy akeo Jesosy de nibaiko an'ireo vahôka mba hipetraka akeo amin'ny bozaka. Nalainy reo mofo dimy sy hazan-dragno roey. Niandrandra takeigny an-dagnitra, de nisôtra Izy ary nanapaka reo mofo ka nameny an'ireo mpianatra, ary reo mpianatra nagnome izany an'ireo vahôka. \v 20 Nihinana daôly zareo ka voky. Avy akeo de nangonin-jareo ny sisan'ny potin-kanina ka nafeno rombefolo sobika. \v 21Teo amin'ny dimy arivo lahy teo reo nihinana akôtran'reo zaza am-bevavy.