plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/06.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 6 Fa rafa tonga ny tsingerin'ny andro nateran'i Heroda, de nandihy teo am-povôn-jareo vahiny nasaina ny zanakavavin'i Herodiasy ka nafinaritra an'i Heroda. \v 7 Ho tambin'zany, de nampagnategna tamin'i fianianana izy hangome ze angatahiny na ino na ino.