plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/35.txt

1 line
267 B
Plaintext

Rafa nofantsin'jareo tamin'ny azofijaliana Izy, de nataon'jareo loka ny fizarana reo fitafiany, ka nipetraka zareo ary nijanona niambina Azy Teo ambonin'ny loany no nametran'jareo soratra milaza ny nanameloana azy, ze mivaky hoe: "Ity no Jesosy, mpanjakan'reo Jiosy"