plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/32.txt

1 line
348 B
Plaintext

Rafa nivoka zareo, de naita leila raika avy akeigny Syrena antsoina hoe Simona, ze noteren'jareo hiaraka amin'jareo mba hampilanjaigna ny hazofijaliany Nankeigny amin'ny toerana antsoigna hoe Golgota zareo, ze midika hoe: "Toeran'ny Karandoa" Nomen'jareo divay mifangaro amin'ny afero Izy mba ho sotroina Fa rafa nandramany zany, de tsy nisotra Izy