plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/27.txt

1 line
398 B
Plaintext

Avy akeo reo miaramilan'ny governora naka an'i Jesosy hakao an-dapa ary nagnangonaa reo vondrona miaramila daoly Nagnala ny fitafiagny zareo ary nampagnao akanjo jaky Azy Nanambotra satro-boninahitra tsilo izy reo ary nametraka izeigny an-dohony, ary nametraka tehina teo amin'ny tanany ankavanana Nandohalika takeo anatrehany zareo ary naneso Azy, nagnano hoe: "Arahaba, ry mpanjakan'ny Jiosy!"