plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/23.txt

1 line
383 B
Plaintext

De hoy Izy hoe: "Naogna, ino no heloka nataony " Fa vao maika zareo nihiaka mafy hoe: "Fantsiho amin'ny hazofijaleigna Izy" Fa rafa hitan'i Pilato fa tsy afaka hagnano na ino na ino izy, kanefaa efa nanomboka ny tabataba, de naka rano izy, nagnasa ny tagnany takeo anolon'ny vaoka, ary nagnano hoe: "Tsy magnan-tsiny amin'ny ran'ity leila tsy magnan-tsiny ity za Fa asanareo zeigny