plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/33.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 33 \v 34 Regneso ty fanoharana hafa ty. Nisy leila raika,tompona tany. Nagnano tanimbôloboka izy, nofefeny zany, nandavahany famiazana tgakao agnatiny, nananganany tilikambo, ary nampanofainy tam'reo mpamboly vôloboka. Avy tgakeo de nankaigny amin'ny tanàna hafa izy. Nony ankeky ny taom-pavokarana, de nagniraka ny sasany tam'reo mpanompo izy ho aigny am'reo mpamboly vôloboka haka ny vôkatrany.