plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/13.txt

1 line
265 B
Plaintext

Midira amin'ny vavahady tery Fa ngeza ny vavahady ary malalaka ny lalana mitondra akaigny amin'ny fahaverezana, ary maro reo olo ze mandeha amin'zaigny Fa tery ny vavahady ary sarotra ny lalana ze mitarika mankany amin'ny fiaignana, ary vitsy reo ze mahita izaigny