plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/16.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 16 Tamy, nisy leila nagnatona an'i Jesosy ary nitare hoe: "Mpampiantra, Ino no ra tsara tsy maintsy atôko mba hazôko ny fiaignana mandrakizay?" \v 17 Jesosy nitare taminy hoe: "Naôgna enao no magnotany mômba ze tsara aty amina? Raika iany no tsara, fa raha te-hiditra any amin'ny fiaignana enao, de tandremo reo didy."