\v 1 Ary rafa navita reo teny reo Jesosy, niala tany Galilia Izy, ary nakaigny amin'ny faritr'i Jodia zay tany andafin'ny reniranon'ny Jordana. \v 2 Vaôka betsaka no nagnaraka an'Azy, ka nagnasitragna an'jareo taigny Izy.