plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/30.txt

1 line
428 B
Plaintext

Avy akeo de hibôgna eigny amin'ny lagnitra ny famantarana ny Zanak'ôla, ary ny foko daôly ambnin'ny tany hisaona. hahatazagna ny Zanak'ôla tonga amin'ny rondron'ny lagnitra miaraka amin'ny hery sy voninahitra gedabe zareo. Andefa reo anjeliny Izy miaraka amin'ny feon'ny trompetra mafy ary hanangona ny ôlom-bôfidiny avy aigny amin'ny vazan-tany efatra zareo, manomboka amin'ny fara-vodilagnitra ka hatraigny amin'ny hafa.