plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/12.txt

1 line
276 B
Plaintext

Satria ny faharatsena de hitombo, ary hia-mangatseka ny fitiavan'ny maro. Fa le raika ze miaritra hatramin'ny farany de ho vôvonjy. 'Ty filazantsaran'ny fanjakana 'ty de ho toriana erak'zao tontolo zao ho vavolombelona amin'ny firenena daôly. Avy akeo de ho tonga ny farany.