plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/03.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 3 Nagnatona an'Azy reo fariseo, nitsapa an'Azy, nitare tamin'azy hoe: "Ara-dalàna ho an'ny leila ma ny misaraka amin'ny vadiny noho ze mety ho antony daôly?" \v 4 Jesosy namaly ary nitare hoe: "Tsy novakinareo ma fa Izy ze nagnano an'azy reo tamin'ny volôny de nagnano an'azy reo ho làhy sy vavy?