plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/01.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 1 Tam'zany fotôna zany fôgna kô de tonga takeo amin'i Jesôsy reo mpianany ary nitare hoe: "Iza no geda indrindra aigny amin'ny fanjakan'ny lagnitra?" \v 2 Jesôsy nagnantso zaza kely hankeo amin'Azy, nametraka an'azy takeo amin-jareo,\v 3 ary nitare hoee "Lazaiko marina aminareo, fa ra tsy miova salan'ireo zaza kely reo anareo, de tsiisy hevitra ny hidiranareo aigny amin'ny fanjakan'ny lagnitra.