plt-x-sihanaka_mat_text_reg/05/21.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 21 Efa regnareo fa vôlaza tamin'jareo fahiny hoe: 'Aza mamono ôla,' ary 'Na iza na iza mamono ôla de ho heloina aigny amin'ny fitsarana.' \v 22 Fa lazaiko am'nareo fa ze daôly sosy amin'ny rahalàny de mendrika ny ho heloina aigny amin'ny fitsarana; ary na iza na iza miteny ny rahalàny hoe: 'Enao de olom-pôgna!' de ho heloina aigny amin'ny filan-kevitra; ary na iza na iza milaza hoe: 'Adala enao!' de mendrika ny ho aigny amin'ny fari-miretrafo.