plt-x-sihanaka_mat_text_reg/01/20.txt

1 line
435 B
Plaintext

\v 20 Ary raha mbôla izy nieritreritra mikasika reo ra reo igny, de nibôgna tamin'azy tamin'ny nofy ny anjelin'ny Tompo, magnano hoe: "Josefa, zanaka làn'i Davida, aza matatra ny hanam-bady an'i Maria ho vadinao, satria le raika ze notorotoronina akao agnatiny de ny Fanahy Masina no nampitsaika an'azy.\v 21 Hiteraka zaza là izy, ary anao agnatso ny agnarany hoe: Jesosy,fa Izy no hamonjy ny olony hiala amin'ny fahotan- jareo."