\v 49 \v 50 Ho salan'zany amin'ny fiafaran'zao tontolo zao. Ho avy reo anjely ary hagnavaka reo ratsy fanahy am'reo marina. Hatsipin-jareo akao amin'ny fandorôna gedabe miretra afo zareo, ze hisy ny fitomagnena sy fikitroha-nify.