plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/62.txt

1 line
551 B
Plaintext

\v 62 Ny andro manaraka, ze andro akao arian'ny Fanomanagna, de niara-nitarongona tamin'i Pilato reo leiben'ny mpisorona sy reo Fariseo. \v 63Hoy zareo hoe: "Tompoko, tadidinay fa tamin'ny mbôla velogna iny mpamitaka iny, de ozy Izy hoe: "Aorian'ny telo andro, de hitsangana ndray Za." \v 64Ka non'i zany, mandidia mba ho ambesana ny fasagna hatramin'ny andro fatelo, raha tsy zany reo mpianany mety ho avy ary hangalatra an'Azy de hiteny amin'ny ôlo hoe: "Nitsangana tamin'ny maty Izy", ary ny fitaka farany de ho ratsy nony le tamin'ny vôlôny."