1 line
379 B
Plaintext
1 line
379 B
Plaintext
\v 48 Teo no eo de nihazakazaka ny raika tamin'jareo ary naka spaonjy, namonto izeigny tamin'ny vinaingitra, nametraka izeigny tamin'ny tohitohina bararata,\v 49 ary nagnome izeigny an'Azy mba ho sotroina. Ny sasagny tamin'jareo niteny hoe: "Avelao Izy. Hitantsika eo raha ho tonga hamonjy an'Azy Elia." \v 50 De nihiaka tamin'ny feo mafy indray Jesosy ary nanolotra ny fanany. |