plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/43.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 43 Natoky an'Andriamanitra Izy, avelao Andriamanitra hamonjy an'Azy zao, raha mankasitraka ny hagnafaka an'Azy Andriamanitra. Fa na Iza aza de niteny hoe: "Izao no Zanak'Andriamanitra." \v 44Toy izany kô reo jolahy ze nofantsina niaraka taminy niteny fanevatevagna taminy iany kô.