plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/25.txt

1 line
338 B
Plaintext

Rafa naeno zany reo mpianatra, de tegna gaga tokoa ka nitare heo: "Iza ary zany no afaka ho vonjegna?" Nijery an'jareo Jesosy ary nitare hoe: "Amin'ny ola de tsy hay atao zany, fa amin'Andriamanitra ny ra-daoly de azo atao." Avy eo Petera namaly ary nitare hoe: "Tamy, navelanay ny ra-daoly ary nagnaraka Ano zany. Ino ary no ho azonay?"