1 line
387 B
Plaintext
1 line
387 B
Plaintext
Le gaogna nitare taminy hoe: "Efa nankatoaviko avoko zany rehetra zany. Ino no mbola ilaiko? Jesosy nitare taminy hoe: "Raha magniry ny ho tonga lafatra enao, de mandeana,amidio ze agnananao, ary omeo ny mahantra, ka hagnana haregna any an-danitra enao; ary avia, magnara an'Ana." Fa rafa naeno ze nolazain'i Jesosy le gaogna, de niala tamin'alaelo izy, satria nagnana fagnanana betsaka. |