plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/18.txt

1 line
229 B
Plaintext

Ozy le leila taminy hoe: "Didy ino?" De ozy Jesosy hoe: "Aza mamono ola, aza mijangajanga, aza mangalatra, aza mety vavolombelogna tsy marigna, hajao ry rainao sy ny reninao, ary tiavo ny mpiara-belogna aminao otrany ny tenanao."