plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/16.txt

1 line
313 B
Plaintext

Tamy, nisy leila nagnatona an'i Jesosy ary nitare hoe: "Mpampiantra, Ino no ra tsara tsy maintsy ataoko mba hazoko ny fiaignana mandrakizay?" Jesosy nitare taminy hoe: "Naogna enao no magnotany momba ze tsara aty amina? Raika iany no tsara, fa raha te-hiditra any amin'ny fiaignana enao, de tandremo reo didy."