plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/05.txt

1 line
277 B
Plaintext

Izy ze nagnano an'jareo de nitare iany ko hoe: 'Fa non'izany antony zany de hiala ny rainy sy reniny ny leila ka hikambagna amin'ny vadiny, ary ho lasa nofo raika izy roa?' Ka tsy ho roa intsony zareo, fa ho nofo raika. Ka ze natambatr'Andriamanitra, oka tsy hisy hagnasaraka.