plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/26.txt

1 line
390 B
Plaintext

\v 26 Rafa niteny Petera hoe: "Avy amin'reo vahiny," De ozy Jesosy taminy hoe: "De afaka amin'ny fandoavana zany reo vaôka \v 27Fa mba tsy hampanotantsika ny mpamory hetra, de mandeana akeigny amin'ny ranomasina, manipàza fitana akao, ary alaivo ny trondro ze miakatra vôlôny. Rafa vôsokatrao ny vavany, de hahita sekely enao. Ndeso zany ary omeo reo mpamory hetra ho Ahy sy ho anao."