plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/03.txt

1 line
265 B
Plaintext

\v 3 Indro, nibogna tamin'jareo Mosesy sy Elia niresaka taminy. \v 4Namaly Petera ary nagnao tamin'i Jesosy hoe: "Tompo, tsara amintsika ny aketo. Raha sitrakao, de hagnano fialofana telo ho antsika aketo za,raika ho anao, raika ho an'i Mosesy, ary ho an'i Elia"