\v 37 \v 38 De ozy izy tamin'reo mpianany hoe: "Betsaka ny vokatra, fa reo mpiasa no vitsy. Nony zany mivavaha malaky amin'ny Tompon'ny vokatra, mba andefasany mpiasa akeigny amin'ny vokatra."