1 line
347 B
Plaintext
1 line
347 B
Plaintext
\v 18 Raha mbôla niteny reo ra reo tamin'jareo Jesosy, de tamy nisy magnampaefagna tokagna tonga ka nenkoka teo aminy. Niteny izy hoe: "Maty izy amizao fotogna zao izy ny zanako vavy, fa tôngava ary apetrao akeo aminy ny tagnanao, de ho velogna izy." \v 19 Avy akeo nitsangana Jesosy ary nagnaraka an'azy, de nagnano ôtran'zany ko reo mpianany. |