1 line
311 B
Plaintext
1 line
311 B
Plaintext
\v 1 Niditra takao an-tsambokely Jesosy, nipita, ary tonga takao amin'ny tanànany. \v 2 Tamy, nisy leila mararin' ny paralisisa natory teo am-pandreigna ndesin'jareo teo Aminy. Rafa naita ny finon'jareo, de ozy Jesosy tamin'le leila mararin'ny paralisisa hoe: "Anaka, ôka enao hifaly. Efa vôvela ny elokao." |