plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/15.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 15 Mitandrema amin'reo mpaminany sandoka, ze magnatona anareo amin'ny fitafian'ondry nefa amboadia tegna mpiaza \v 16Amin'ny alalan'ny vôny no hahafantaranareo azy reo. Mioty vôloboka akeigny amin'ny tsilo ma ny ôlo, na kô aviavy akeigny amin'ny songosongo \v 17Mitovy amin'zaigny, ny kakazo rehetra de mamokatra vô tsara, fa ny kakazo ratsy de mamokatra vô ratsy