plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/09.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 9 Ary de tanteraka ze vôlaza tamin'ny mpaminany Jeremia, magnao hoe: "Naka ny volafotsy telopolo zareo, vidy nanombanan'reo vaôkan'Isarely Azy, \v 10 ary zareo nagnome izeigny ho an'ny sahan'ny mpagnano vilany tanimanga, araka ny natoron'ny Tompo ana."