plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/03.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 3 Fa Heroda nisambotra an'i Jaona, namatotra an'azy, ary nandefa an'azy taigny an-dragno maizina noho i Herodiasy, vadin'i Filipo rahalàny. \v 4 Fa ozy Jaona tamin'azy hoe: "Tsy ara-dalàna ho an'nao ny managna an'azy ho vadinao." \v 5 Nagniry ny hamono an'azy Heroda, saingy natatra reo vahôka izy, satria noraisin-jareo salan'ny mpaminagny izy.